48 Vavolombelona mahafantatra an’izay nataon’ny razambenareo tokoa ianareo, nefa mankasitraka an’izany. Ireny mantsy no namono ny mpaminany,+ fa ianareo kosa no manorina ny fasany.
52 Iza moa no mpaminany tsy nenjehin’ny razambenareo?+ Novonoiny mihitsy aza ireo nanambara mialoha fa ho avy ilay marina.+ Ary ianareo indray izao no lasa mpamadika sy mpamono azy,+
32 Inona koa no holazaiko? Fa tsy ho ampy ny fotoana raha hotantaraiko daholo ny momba an’i Gideona,+ Baraka,+ Samsona,+ Jefta,+ Davida,+ Samoela,+ ary ny mpaminany hafa.