Isaia 50:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Natolotro tamin’ny olona nikapoka ahy ny lamosiko,Ary ny takolako natolotro tamin’ireo nanongotra ny volombavako. Ny tarehiko koa tsy mba nafeniko tamin’ny olona nanala baraka sy nandrora ahy.+ Matio 26:67 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 67 Nororan’izy ireo ny tarehiny+ avy eo, dia nasiany totohondry izy.+ Ny sasany indray namely tehamaina azy+
6 Natolotro tamin’ny olona nikapoka ahy ny lamosiko,Ary ny takolako natolotro tamin’ireo nanongotra ny volombavako. Ny tarehiko koa tsy mba nafeniko tamin’ny olona nanala baraka sy nandrora ahy.+
67 Nororan’izy ireo ny tarehiny+ avy eo, dia nasiany totohondry izy.+ Ny sasany indray namely tehamaina azy+