Romanina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izany vaovao tsara izany dia momba an’ilay Zanany, izay avy amin’ny taranak’i Davida+ raha araka ny nofo, Apokalypsy 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Izaho Jesosy dia naniraka ny anjeliko hitory momba an’izany aminareo mba hahasoa ny fiangonana. Izaho no faka sy taranak’i Davida,+ ary izaho koa ilay kintan’ny maraina mamirapiratra.’”+
3 Izany vaovao tsara izany dia momba an’ilay Zanany, izay avy amin’ny taranak’i Davida+ raha araka ny nofo,
16 “‘Izaho Jesosy dia naniraka ny anjeliko hitory momba an’izany aminareo mba hahasoa ny fiangonana. Izaho no faka sy taranak’i Davida,+ ary izaho koa ilay kintan’ny maraina mamirapiratra.’”+