2 Samoela 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izao tenenina amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Naka anao avy teny amin’ny kijana teny am-piandrasana ondry+ aho mba ho mpitarika ny Israely vahoakako.+ 2 Samoela 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa tapitra ny andronao+ ka hodimandry any amin’ny razambenao ianao, dia hotendreko ho mpanjaka handimby anao ny taranakao, dia ny zanakao lahy.* Ary hataoko mafy orina ny fanjakany.+ Lioka 1:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Hiavaka izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary homen’i Jehovah* Andriamanitra azy ny seza fiandrianan’i Davida rainy.+ 2 Timoty 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsarovy fa efa natsangana tamin’ny maty i Jesosy Kristy+ sady taranak’i Davida,+ araka ny vaovao tsara toriko,+
8 Izao tenenina amin’i Davida mpanompoko: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Naka anao avy teny amin’ny kijana teny am-piandrasana ondry+ aho mba ho mpitarika ny Israely vahoakako.+
12 Rehefa tapitra ny andronao+ ka hodimandry any amin’ny razambenao ianao, dia hotendreko ho mpanjaka handimby anao ny taranakao, dia ny zanakao lahy.* Ary hataoko mafy orina ny fanjakany.+
32 Hiavaka izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary homen’i Jehovah* Andriamanitra azy ny seza fiandrianan’i Davida rainy.+
8 Tsarovy fa efa natsangana tamin’ny maty i Jesosy Kristy+ sady taranak’i Davida,+ araka ny vaovao tsara toriko,+