Matio 26:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Nanatsoaka ny sabany anefa ny iray tamin’ireo niaraka tamin’i Jesosy, dia nasiany tamin’iny ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka niala ny sofiny.+ Lioka 22:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ny iray tamin’izy ireo aza namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe mihitsy, ka niala ny sofiny havanana.+ Jaona 18:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nanana sabatra i Simona Petera. Dia notsoahany ilay izy, ka nasiany ny mpanompon’ny mpisoronabe dia tapaka ny sofiny havanana.+ Malko no anaran’io mpanompo io.
51 Nanatsoaka ny sabany anefa ny iray tamin’ireo niaraka tamin’i Jesosy, dia nasiany tamin’iny ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka niala ny sofiny.+
50 Ny iray tamin’izy ireo aza namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe mihitsy, ka niala ny sofiny havanana.+
10 Ary nanana sabatra i Simona Petera. Dia notsoahany ilay izy, ka nasiany ny mpanompon’ny mpisoronabe dia tapaka ny sofiny havanana.+ Malko no anaran’io mpanompo io.