Matio 26:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Nanatsoaka ny sabany anefa ny iray tamin’ireo niaraka tamin’i Jesosy, dia nasiany tamin’iny ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka niala ny sofiny.+ Marka 14:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Nisy iray tamin’ireo nijoro teo anefa nanatsoaka ny sabany, dia nasiany tamin’iny ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka niala ny sofiny.+ Lioka 22:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ny iray tamin’izy ireo aza namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe mihitsy, ka niala ny sofiny havanana.+
51 Nanatsoaka ny sabany anefa ny iray tamin’ireo niaraka tamin’i Jesosy, dia nasiany tamin’iny ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka niala ny sofiny.+
47 Nisy iray tamin’ireo nijoro teo anefa nanatsoaka ny sabany, dia nasiany tamin’iny ilay mpanompon’ny mpisoronabe, ka niala ny sofiny.+
50 Ny iray tamin’izy ireo aza namely an’ilay mpanompon’ny mpisoronabe mihitsy, ka niala ny sofiny havanana.+