Genesisy 21:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia bevohoka+ i Saraha ka nitera-dahy tamin’i Abrahama, tamin’ilay fotoana nampanantenain’Andriamanitra azy mihitsy.+ Efa antitra i Abrahama tamin’izay. 3 Dia nataon’i Abrahama hoe Isaka+ ny anaran’ilay zanany naterak’i Saraha taminy.
2 Dia bevohoka+ i Saraha ka nitera-dahy tamin’i Abrahama, tamin’ilay fotoana nampanantenain’Andriamanitra azy mihitsy.+ Efa antitra i Abrahama tamin’izay. 3 Dia nataon’i Abrahama hoe Isaka+ ny anaran’ilay zanany naterak’i Saraha taminy.