9 Fa ny lalàna hoe: “Aza manitsakitsa-bady,+ aza mamono olona,+ aza mangalatra,+ ary aza mitsiriritra”+ sy ny didy hafa rehetra, dia efa voafintina amin’ilay didy hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+
8 Tena tsara anefa ny ataonareo raha mankatò an’ilay lalàn’ny mpanjaka voalazan’ny Soratra Masina ianareo, dia ilay hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+