Genesisy 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Hotanterahiko ny fifanekena ataoko aminao+ sy ny taranakao, izany hoe ny taranakao sy ny taranany rehetra mifandimby. Fifanekena mandrakizay izany, mba ho Andriamanitrao sy ny taranakao handimby anao aho. Levitikosy 26:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Dia hotsaroako ny fifanekena nataoko tamin’i Jakoba,+ sy ilay fifanekena nataoko tamin’i Isaka,+ ary ilay fifanekena nataoko tamin’i Abrahama,+ ary hotsaroako ilay tany. Salamo 106:45, 46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Nahatsiaro ny fifanekena nataony tamin’izy ireo izy,Ary niantra azy,* satria tena be fitiavana sy tsy mivadika.+ 46 Nataony lasa niantra azyIzay rehetra naka azy ho babo.+
7 “Hotanterahiko ny fifanekena ataoko aminao+ sy ny taranakao, izany hoe ny taranakao sy ny taranany rehetra mifandimby. Fifanekena mandrakizay izany, mba ho Andriamanitrao sy ny taranakao handimby anao aho.
42 Dia hotsaroako ny fifanekena nataoko tamin’i Jakoba,+ sy ilay fifanekena nataoko tamin’i Isaka,+ ary ilay fifanekena nataoko tamin’i Abrahama,+ ary hotsaroako ilay tany.
45 Nahatsiaro ny fifanekena nataony tamin’izy ireo izy,Ary niantra azy,* satria tena be fitiavana sy tsy mivadika.+ 46 Nataony lasa niantra azyIzay rehetra naka azy ho babo.+