Salamo 118:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ny vato tsy tian’ny* mpanao tranoNo lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+ Isaia 28:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mametraka vato fototra ao Ziona aho, dia vato efa voasedra.+Io no vato fehizoro+ sarobidy izay fototra azo antoka.+ Tsy hatahotra izay rehetra maneho finoana azy io.+ Matio 21:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary hoy i Jesosy taminy: “Angaha mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ilay hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+ Avy amin’i Jehovah* izany sady mahavariana antsika’?+ Matio 21:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Ho potipotika izay mianjera eo amin’io vato io,+ ary ho torotoro izay ianjerany.”+ Marka 12:10, 11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Angaha mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ilay hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+ 11 Avy amin’i Jehovah* izany sady mahavariana antsika’?”+ Asan’ny Apostoly 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izy ‘ilay vato nataonareo mpanao trano ho tsy misy dikany, nefa lasa vato fehizoro lehibe indrindra.’*+ 1 Petera 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aminareo àry no sarobidy izy, satria mpino ianareo. Fa amin’ny tsy mpino kosa, dia “ny vato tsy tian’ny* mpanao trano+ no lasa vato fehizoro lehibe indrindra”,*+
16 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mametraka vato fototra ao Ziona aho, dia vato efa voasedra.+Io no vato fehizoro+ sarobidy izay fototra azo antoka.+ Tsy hatahotra izay rehetra maneho finoana azy io.+
42 Ary hoy i Jesosy taminy: “Angaha mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ilay hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+ Avy amin’i Jehovah* izany sady mahavariana antsika’?+
10 Angaha mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ilay hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+ 11 Avy amin’i Jehovah* izany sady mahavariana antsika’?”+
11 Izy ‘ilay vato nataonareo mpanao trano ho tsy misy dikany, nefa lasa vato fehizoro lehibe indrindra.’*+
7 Aminareo àry no sarobidy izy, satria mpino ianareo. Fa amin’ny tsy mpino kosa, dia “ny vato tsy tian’ny* mpanao trano+ no lasa vato fehizoro lehibe indrindra”,*+