-
1 Tesalonianina 5:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Fantatrareo tsara mantsy fa ho avy hoatran’ny mpangalatra amin’ny alina+ ny andron’i Jehovah.*+ 3 Rehefa miteny izy ireo hoe: “Fandriampahalemana sy filaminana!”, dia ho tratran’ny fandringanana tampoka izy ireo,+ hoatran’ny vehivavy manaintaina tampoka rehefa mihetsi-jaza. Ary tsy ho afaka handositra mihitsy izy ireo.
-