Matio 11:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Lasa mahita ny jamba,+ mandeha ny malemy, voadio ny boka,+ mandre ny marenina, atsangana ny maty, ary itoriana ny vaovao tsara+ ny mahantra. Jaona 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tonga tao amin’i Jesosy izy rehefa alina,+ ka niteny taminy hoe: “Raby ô,+ fantatray fa mpampianatra nirahin’Andriamanitra ianao, satria tsy misy mahavita an’ireny famantarana+ nataonao ireny raha tsy ampian’Andriamanitra.”+ Jaona 7:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Na izany aza, dia nino azy ny ankamaroan’ny vahoaka.+ Hoy izy ireo: “Rehefa tonga i Kristy, izy ve dia hahavita famantarana betsaka noho ny vitan’io lehilahy io?” Jaona 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hoy i Jesosy: “Efa nolazaiko taminareo, fa ianareo no tsy mino. Ny asa ataoko amin’ny anaran’ny Raiko no porofo manamarina ahy.+
5 Lasa mahita ny jamba,+ mandeha ny malemy, voadio ny boka,+ mandre ny marenina, atsangana ny maty, ary itoriana ny vaovao tsara+ ny mahantra.
2 Tonga tao amin’i Jesosy izy rehefa alina,+ ka niteny taminy hoe: “Raby ô,+ fantatray fa mpampianatra nirahin’Andriamanitra ianao, satria tsy misy mahavita an’ireny famantarana+ nataonao ireny raha tsy ampian’Andriamanitra.”+
31 Na izany aza, dia nino azy ny ankamaroan’ny vahoaka.+ Hoy izy ireo: “Rehefa tonga i Kristy, izy ve dia hahavita famantarana betsaka noho ny vitan’io lehilahy io?”
25 Dia hoy i Jesosy: “Efa nolazaiko taminareo, fa ianareo no tsy mino. Ny asa ataoko amin’ny anaran’ny Raiko no porofo manamarina ahy.+