Jaona 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy anefa i Jesosy: “Aleo isika tsy miditra amin’izany, ravehivavy.* Mbola tsy fotoana tokony hanaovako zavatra izao.” Jaona 7:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia nitady hisambotra azy izy ireo,+ nefa tsy nisy nisambotra azy, satria mbola tsy tonga ny fotoana voatondro ho azy.+
4 Hoy anefa i Jesosy: “Aleo isika tsy miditra amin’izany, ravehivavy.* Mbola tsy fotoana tokony hanaovako zavatra izao.”
30 Dia nitady hisambotra azy izy ireo,+ nefa tsy nisy nisambotra azy, satria mbola tsy tonga ny fotoana voatondro ho azy.+