Jaona 8:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Teo amin’ny toerana fitehirizana zava-tsarobidy+ izy no niteny an’izany, tamin’izy nampianatra tao amin’ny tempoly. Tsy nisy nisambotra azy anefa, satria mbola tsy tonga ny fotoana voatondro ho azy.+
20 Teo amin’ny toerana fitehirizana zava-tsarobidy+ izy no niteny an’izany, tamin’izy nampianatra tao amin’ny tempoly. Tsy nisy nisambotra azy anefa, satria mbola tsy tonga ny fotoana voatondro ho azy.+