Jaona 21:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Misy zavatra hafa be dia be koa nataon’i Jesosy, ary raha nosoratana tamin’ny an-tsipiriany daholo ireny, dia ataoko fa na izao tontolo izao aza tsy ho omby ny horonam-boky voasoratra.+
25 Misy zavatra hafa be dia be koa nataon’i Jesosy, ary raha nosoratana tamin’ny an-tsipiriany daholo ireny, dia ataoko fa na izao tontolo izao aza tsy ho omby ny horonam-boky voasoratra.+