30 Mbola nanao famantarana be dia be teo anatrehan’ny mpianatra koa i Jesosy, nefa tsy voasoratra ato amin’ity horonam-boky ity izany.+ 31 Nosoratana anefa ireo mba hinoanareo fa i Jesosy no Kristy Zanak’Andriamanitra. Dia rehefa mino ianareo, dia hahazo fiainana amin’ny anarany.+