-
1 Korintianina 9:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Raha namafy zavatra ara-panahy teo aminareo izahay, dia manararaotra be ve izahay raha mba mijinja fanampiana avy aminareo?+ 12 Raha ny hafa aza manan-jo hitaky an’izany aminareo, tsy mainka ve fa izahay? Tsy mampiasa an’izany zo* izany anefa izahay,+ fa miaritra ny zava-drehetra mba tsy hanakantsakananay ny fielezan’ny vaovao tsara momba an’i Kristy.+
-