2 Korintianina 6:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy manao izay hahatafintohina olona mihitsy izahay, mba tsy hisy hanakiana ny fanompoanay.+ 2 Korintianina 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Faly aho nitory maimaim-poana ny vaovao tsaran’Andriamanitra taminareo. Dia nanota ve aho raha nanetry tena hoatr’izany mba hisandratanareo?+
7 Faly aho nitory maimaim-poana ny vaovao tsaran’Andriamanitra taminareo. Dia nanota ve aho raha nanetry tena hoatr’izany mba hisandratanareo?+