11 Nijoro teo akaikin’i Paoly anefa ny Tompo ny alin’iny, ka niteny hoe: “Manàna herim-po!+ Fa hoatran’ny nitorianao sy nanazavanao tsara ny momba ahy teto Jerosalema no tsy maintsy hitorianao any Roma koa.”+
16 Fa mitsangàna, dia mijoroa! Miseho aminao aho satria hifidy anao ho mpanompo, sy ho vavolombelona hanambara ny zavatra efa hitanao sy mbola hasehoko anao momba ahy.+