Isaia 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia ho lasa toy ny toerana masina Izy,Nefa koa ho vato hamelezana,Sady ho vatolampy mahatafintohina+Ho an’ny fanjakana roan’ny Israely,Ary ho fandrika sy vela-pandrikaHo an’ny mponin’i Jerosalema. Lioka 20:17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa nijery tsara azy ireo i Jesosy sady niteny hoe: “Koa inona àry no dikan’ilay voasoratra hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra’?*+ 18 Ho potipotika izay rehetra mianjera eo amin’izany vato izany,+ ary ho torotoro izay ianjerany.” 1 Korintianina 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Isika kosa mitory an’i Kristy novonoina teo amin’ny tsato-kazo, izay zavatra manafintohina an’ireo Jiosy ary hadalana amin’ny hafa firenena.+
14 Dia ho lasa toy ny toerana masina Izy,Nefa koa ho vato hamelezana,Sady ho vatolampy mahatafintohina+Ho an’ny fanjakana roan’ny Israely,Ary ho fandrika sy vela-pandrikaHo an’ny mponin’i Jerosalema.
17 Fa nijery tsara azy ireo i Jesosy sady niteny hoe: “Koa inona àry no dikan’ilay voasoratra hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra’?*+ 18 Ho potipotika izay rehetra mianjera eo amin’izany vato izany,+ ary ho torotoro izay ianjerany.”
23 Isika kosa mitory an’i Kristy novonoina teo amin’ny tsato-kazo, izay zavatra manafintohina an’ireo Jiosy ary hadalana amin’ny hafa firenena.+