2 Korintianina 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Afaka manampy anay koa ianareo rehefa mitalaho amim-bavaka ho anay.+ Amin’izay dia betsaka no ho afaka hisaotra an’Andriamanitra noho ny aminay, noho izahay nahazo fanampiana ho valin’ny vavaka nataon’ny maro.+ Efesianina 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary mivavaha foana+ na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona, sady araho ny fitarihan’ny fanahy,+ ka manaova vavaka sy fitalahoana amin’ny endriny rehetra. Miambena àry sady manaova foana fitalahoana ho an’ny olona masina rehetra. Kolosianina 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Mivavaha koa ho anay.+ Amin’izay dia hanokatra varavarana ho anay Andriamanitra, mba hahafahanay hitory ny teny sy hilaza ny zava-miafina masina momba an’i Kristy. Izany mantsy no mahatonga ahy ho voafatotra rojo vy.+ 1 Tesalonianina 5:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Mivavaha foana ho anay,+ ry rahalahy.
11 Afaka manampy anay koa ianareo rehefa mitalaho amim-bavaka ho anay.+ Amin’izay dia betsaka no ho afaka hisaotra an’Andriamanitra noho ny aminay, noho izahay nahazo fanampiana ho valin’ny vavaka nataon’ny maro.+
18 Ary mivavaha foana+ na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona, sady araho ny fitarihan’ny fanahy,+ ka manaova vavaka sy fitalahoana amin’ny endriny rehetra. Miambena àry sady manaova foana fitalahoana ho an’ny olona masina rehetra.
3 Mivavaha koa ho anay.+ Amin’izay dia hanokatra varavarana ho anay Andriamanitra, mba hahafahanay hitory ny teny sy hilaza ny zava-miafina masina momba an’i Kristy. Izany mantsy no mahatonga ahy ho voafatotra rojo vy.+