13 Rehefa tonga anefa izy, izany hoe ny fanahin’ny fahamarinana,+ dia hitari-dalana anareo mba ho azonareo tsara ny fahamarinana rehetra. Tsy ny heviny fotsiny mantsy no hoteneniny, fa izay henony no holazainy, dia hohazavainy aminareo ny zavatra mbola ho avy.+