Asan’ny Apostoly 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hoy anefa ny Tompo taminy: “Mandehana, fa fanaka nofidiko+ izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely. Galatianina 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 —ilay nanome fahefana an’i Petera ho lasa apostolin’ny voafora mantsy no nanome fahefana ahy ho lasa apostolin’ny hafa firenena koa+—
15 Hoy anefa ny Tompo taminy: “Mandehana, fa fanaka nofidiko+ izany lehilahy izany, mba hitondra ny anarako any amin’ny hafa firenena+ sy ny mpanjaka+ ary ny zanak’Israely.
8 —ilay nanome fahefana an’i Petera ho lasa apostolin’ny voafora mantsy no nanome fahefana ahy ho lasa apostolin’ny hafa firenena koa+—