2 Korintianina 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha misy olona tafaray amin’i Kristy àry, dia zavaboary vaovao+ izy. Efa lasa ny zavatra taloha, ary ireo misy zava-baovao. Efesianina 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Asa tanan’Andriamanitra mantsy isika sady noforonina+ hanao asa tsara, noho isika tafaray amin’i Kristy Jesosy.+ Efa nomanin’Andriamanitra mialoha hoe hataontsika izany asa izany.
17 Raha misy olona tafaray amin’i Kristy àry, dia zavaboary vaovao+ izy. Efa lasa ny zavatra taloha, ary ireo misy zava-baovao.
10 Asa tanan’Andriamanitra mantsy isika sady noforonina+ hanao asa tsara, noho isika tafaray amin’i Kristy Jesosy.+ Efa nomanin’Andriamanitra mialoha hoe hataontsika izany asa izany.