2 Korintianina 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Miaritra ny mafy foana izahay ka atahorana hatramin’ny ainay, hoatran’ny nanjo an’i Jesosy.+ Amin’izay dia ho hita hoe hoatran’izay niainan’i Jesosy koa ny zavatra iainanay.* Filipianina 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny tanjoko mantsy dia ny hahafantatra azy sy ny herin’ny fitsanganany amin’ny maty,+ ary ny ho vonona hijaly hoatr’azy koa,+ ka hanaiky ho faty toa azy.+
10 Miaritra ny mafy foana izahay ka atahorana hatramin’ny ainay, hoatran’ny nanjo an’i Jesosy.+ Amin’izay dia ho hita hoe hoatran’izay niainan’i Jesosy koa ny zavatra iainanay.*
10 Ny tanjoko mantsy dia ny hahafantatra azy sy ny herin’ny fitsanganany amin’ny maty,+ ary ny ho vonona hijaly hoatr’azy koa,+ ka hanaiky ho faty toa azy.+