14 Fa raha mino isika hoe maty i Jesosy ary efa nitsangana,+ dia mino koa isika hoe hovelomin’Andriamanitra izay mpanara-dia an’i Jesosy efa nodimandry, mba ho tafaraka aminy.+
8 Manomboka izao, dia tehirizina ho ahy ny satroboninahitry ny fahamarinana.+ Ny Tompo, ilay mpitsara manao ny rariny,+ no hanome ahy an’io valisoa io amin’izany andro izany,+ ary tsy ho ahy ihany fa ho an’izay rehetra maniry mafy ny hisehoany koa.