Salamo 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hanambara ny didin’i Jehovah aho.Hoy izy tamiko: “Zanako ianao;+Androany aho no lasa rainao.+ Matio 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Enina andro taorian’izay, dia nentin’i Jesosy niaraka taminy i Petera sy Jakoba ary Jaona rahalahiny, ka nentiny nitokana teny amin’ny tendrombohitra avo iray.+ Matio 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mbola niteny izy, dia iny fa nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary nisy feo niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.+ Henoy izy.”+ Marka 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary nisy rahona nanaloka an’ireo mpianatra, dia nisy feo+ niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako malalako.+ Henoy izy.”+ Lioka 9:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Dia nisy feo+ niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako, ilay nofidiko.+ Henoy izy.”+
17 Enina andro taorian’izay, dia nentin’i Jesosy niaraka taminy i Petera sy Jakoba ary Jaona rahalahiny, ka nentiny nitokana teny amin’ny tendrombohitra avo iray.+
5 Raha mbola niteny izy, dia iny fa nisy rahona namirapiratra nanaloka azy ireo. Ary nisy feo niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.+ Henoy izy.”+
7 Ary nisy rahona nanaloka an’ireo mpianatra, dia nisy feo+ niteny avy tao amin’ilay rahona hoe: “Io no Zanako malalako.+ Henoy izy.”+