Salamo 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hanambara ny didin’i Jehovah aho.Hoy izy tamiko: “Zanako ianao;+Androany aho no lasa rainao.+ Isaia 42:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako, Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+ Nomeko ny fanahiko izy,+Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+ Matio 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia nisy feo koa avy any an-danitra+ niteny hoe: “Io no Zanako malalako,+ ilay ankasitrahako.”+ 2 Petera 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nomen’Andriamanitra Ray haja amam-boninahitra mantsy izy rehefa nilaza taminy an’ireto teny* ireto ilay be voninahitra: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.”+
42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako, Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+ Nomeko ny fanahiko izy,+Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+
17 Nomen’Andriamanitra Ray haja amam-boninahitra mantsy izy rehefa nilaza taminy an’ireto teny* ireto ilay be voninahitra: “Io no Zanako malalako, ilay ankasitrahako.”+