Jaona 13:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Izao no didy vaovao omeko anareo: Mifankatiava ianareo, ka hoatran’ny nitiavako anareo+ no tokony mba hifankatiavanareo koa.+ Jaona 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izao no didiko: “Mifankatiava ianareo, hoatran’ny nitiavako anareo.+ 1 Petera 4:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ambonin’ny zavatra rehetra, dia mifankatiava lalina,+ satria manarona fahotana maro be ny fitiavana.+ 1 Jaona 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ry malala, tsy didy vaovao izao soratako aminareo izao, fa didy efa ela sady efa azonareo hatrany am-piandohana.+ Ilay teny efa henonareo izany didy efa ela izany.
34 Izao no didy vaovao omeko anareo: Mifankatiava ianareo, ka hoatran’ny nitiavako anareo+ no tokony mba hifankatiavanareo koa.+
8 Ambonin’ny zavatra rehetra, dia mifankatiava lalina,+ satria manarona fahotana maro be ny fitiavana.+
7 Ry malala, tsy didy vaovao izao soratako aminareo izao, fa didy efa ela sady efa azonareo hatrany am-piandohana.+ Ilay teny efa henonareo izany didy efa ela izany.