8 Rehefa noraisin’ny Zanak’ondry ilay horonam-boky, dia niankohoka teo anatrehany ny zavamananaina efatra sy ny anti-panahy 24.+ Samy nanana harpa sy vilia volamena feno emboka manitra ireo anti-panahy ireo.—Ilay emboka manitra dia ny vavaky ny olona masina.+—