Apokalypsy 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hitako fa nisy fanambarana* maloto telo hoatran’ny sahona, nivoaka avy tamin’ny vavan’ilay dragona+ sy ny vavan’ilay bibidia ary ny vavan’ilay mpaminany sandoka. Apokalypsy 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nosamboriny ilay dragona,+ ilay menarana tany am-boalohany,+ dia ny Devoly+ sy Satana,+ ka nofatorany mba higadra 1 000 taona,
13 Ary hitako fa nisy fanambarana* maloto telo hoatran’ny sahona, nivoaka avy tamin’ny vavan’ilay dragona+ sy ny vavan’ilay bibidia ary ny vavan’ilay mpaminany sandoka.
2 Dia nosamboriny ilay dragona,+ ilay menarana tany am-boalohany,+ dia ny Devoly+ sy Satana,+ ka nofatorany mba higadra 1 000 taona,