Zakaria 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nasehony ahy i Josoa+ mpisoronabe, izay nijoro teo anatrehan’ilay anjelin’i Jehovah. Teo koa i Satana+ nijoro teo ankavanany mba hanohitra azy. Apokalypsy 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Koa natsipy mafy ilay dragona lehibe,+ ilay menarana tany am-boalohany,+ ilay antsoina hoe Devoly+ sy Satana,+ izay mamitaka ny tany manontolo.*+ Natsipy mafy tetỳ an-tany izy,+ ary ny anjeliny koa niara-natsipy taminy.
3 Ary nasehony ahy i Josoa+ mpisoronabe, izay nijoro teo anatrehan’ilay anjelin’i Jehovah. Teo koa i Satana+ nijoro teo ankavanany mba hanohitra azy.
9 Koa natsipy mafy ilay dragona lehibe,+ ilay menarana tany am-boalohany,+ ilay antsoina hoe Devoly+ sy Satana,+ izay mamitaka ny tany manontolo.*+ Natsipy mafy tetỳ an-tany izy,+ ary ny anjeliny koa niara-natsipy taminy.