8 Fa ny kanosa, ny tsy manam-pinoana,+ ny olona maloto sady maharikoriko, ny mpamono olona,+ ny mpijangajanga,+ ny mpilalao ody, ny mpanompo sampy, ary ny mpandainga+ rehetra kosa, dia hatsipy ao amin’ny farihy mirehitra afo sy solifara.+ Izany dia ny fahafatesana faharoa.”+