Tantara Voalohany
5 Ny zanakalahin’i Jafeta dia i Gomera, Magoga, Maday, Javana, Tobala,+ Meseka,+ ary Tirasa.+
6 Ny zanakalahin’i Gomera dia i Askenaza sy Rifata ary Togarma.+
7 Ny zanakalahin’i Javana dia i Elisaha, Tarsisy, Kitima, ary Rodanima.
8 Ny zanakalahin’i Hama dia i Kosy,+ Mizraima, Pota, ary Kanana.+
9 Ny zanakalahin’i Kosy dia i Seba,+ Havila, Sabta, Rama,+ ary Sabteka.
Ny zanakalahin’i Rama dia i Sheba sy Dedana.+
10 I Kosy niteraka an’i Nimroda.+ Io Nimroda io no lasa mpiady mahery voalohany teto an-tany.
11 I Mizraima niteraka an’i Lodima,+ Anamima, Lehabima, Naftohima,+ 12 Patrosima,+ Kaslohima izay niavian’ny Filistinina,+ ary Kaftorima.+
13 I Kanana niteraka an’i Sidona+ lahimatoany, sy Heta,+ 14 ary ny Jebosita,+ ny Amorita,+ ny Girgasita,+ 15 ny Hivita,+ ny Arkita, ny Sinita, 16 ny Arvadita,+ ny Zemarita, ary ny Hamatita.
18 I Arpaksada niteraka an’i Sela,+ ary Sela niteraka an’i Ebera.
19 Niteraka roa lahy i Ebera: Palega*+ no anaran’ny iray, satria tamin’ny androny no voazarazara ny tany.* Ary Joktana no anaran’ny rahalahiny.
20 I Joktana niteraka an’i Almodada, Salefa, Hazarmaveta, Jera,+ 21 Hadorama, Ozala, Dikla, 22 Obala, Abimaela, Sheba, 23 Ofira,+ Havila,+ ary Jobaba. Ireo rehetra ireo no zanakalahin’i Joktana.
28 Ny zanakalahin’i Abrahama dia i Isaka+ sy Ismaela.+
29 Ireto no fianakaviana nipoiran’izy ireo: I Nebaiota+ no lahimatoan’i Ismaela, ary nanarakaraka azy i Kedara,+ Adbela, Mibsama,+ 30 Misma, Doma, Masa, Hadada, Tema, 31 Jetora, Nafisy, ary Kedema. Ireo no zanakalahin’i Ismaela.
32 Ny zanakalahin’i Ketora,+ vadikelin’i Abrahama, dia i Zimrana, Joksana, Medana, Midianina,+ Jisbaka, ary Soaha.+
Ny zanakalahin’i Joksana dia i Sheba sy Dedana.+
33 Ny zanakalahin’i Midianina dia i Efaha,+ Efera, Hanoka, Abida, ary Eldaha.
Ireo rehetra ireo no taranak’i Ketora.
34 I Abrahama niteraka an’i Isaka.+ Ary ny zanakalahin’i Isaka dia i Esao+ sy Israely.+
35 Ny zanakalahin’i Esao dia i Elifaza, Regoela, Jeosy, Jalama, ary Kora.+
36 Ny zanakalahin’i Elifaza dia i Temana,+ Omara, Zefo, Gatama, Kenaza, Timna, ary Amaleka.+
37 Ny zanakalahin’i Regoela dia i Nahata, Zera, Sama, ary Miza.+
38 Ireto avy ny taranak’i Seira:+ Lotana, Sobala, Zibona, Ana, Disona, Ezera, ary Disana.+
39 Ny zanakalahin’i Lotana dia i Hory sy Homama. Ary i Timna no anabavin’i Lotana.+
40 Ny zanakalahin’i Sobala dia i Alvana, Manahata, Ebala, Sefo, ary Onama.
Ary ny zanakalahin’i Zibona dia i Aia sy Ana.+
41 Ny zanakalahin’i* Ana dia i Disona.
Ary ny zanakalahin’i Disona dia i Hemdana, Esbana, Jitrana, ary Kerana.+
42 Ny zanakalahin’i Ezera+ dia i Bilana sy Zavana ary Akana.
Ary ny zanakalahin’i Disana dia i Oza sy Arana.+
43 Ireto no mpanjaka nitondra tany Edoma,+ tamin’ny mbola tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israelita:*+ I Bela zanakalahin’i Beora, ary Dinaba no anaran’ny tanànany. 44 Rehefa maty i Bela, dia i Jobaba zanakalahin’i Zera avy any Bozra+ no nanjaka nandimby azy. 45 Rehefa maty i Jobaba, dia i Hosama avy any amin’ny tanin’ny Temanita no nanjaka nandimby azy. 46 Rehefa maty i Hosama, dia i Hadada zanakalahin’i Bedada no nanjaka nandimby azy. Nandresy ny Midianita teo amin’ny faritr’i* Moaba i Hadada, ary Avita no anaran’ny tanànany. 47 Rehefa maty i Hadada, dia i Samla avy any Masreka no nanjaka nandimby azy. 48 Rehefa maty i Samla, dia i Saoly avy any Rehobota eo amoron’ny Renirano no nanjaka nandimby azy. 49 Rehefa maty i Saoly, dia i Bala-hanana zanakalahin’i Akbora no nanjaka nandimby azy. 50 Rehefa maty i Bala-hanana, dia i Hadada no nanjaka nandimby azy, ary Pao no anaran’ny tanànany. Ary ny anaran’ny vadiny dia Mehetebela zanakavavin’i Matreda, izay zanakavavin’i Mezahaba. 51 Dia maty i Hadada avy eo.
Ny lehibem-pokon’i Edoma dia i Timna Lehibem-poko, Alva Lehibem-poko, Jeteta Lehibem-poko,+ 52 Oholibama Lehibem-poko, Elaha Lehibem-poko, Pinona Lehibem-poko, 53 Kenaza Lehibem-poko, Temana Lehibem-poko, Mibzara Lehibem-poko, 54 Magdiela Lehibem-poko, Irama Lehibem-poko. Ireo no lehibem-pokon’i Edoma.