Loha Hevitra ato Anatiny
15 Septambra 2009
Gazety Fianarana
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
26 Oktobra 2009–1 Novambra 2009
Aoka ho ao Aminareo Foana ny Toe-tsain’i Kristy
PEJY 7
HIRA: 62, 66
2-8 Novambra 2009
Aoka Ianao Hankatò sy ho Be Herim-po toa An’i Kristy
PEJY 11
HIRA: 8, 107
9-15 Novambra 2009
PEJY 16
HIRA: 89, 35
16-22 Novambra 2009
Tena Sarobidy ny Fampianaran’Andriamanitra
PEJY 21
HIRA: 91, 59
23-29 Novambra 2009
Ankasitrahanao ve Izay Nataon’i Jehovah mba Hanafahana Anao?
PEJY 25
HIRA: 55, 153
Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
Lahatsoratra Fianarana 1-3 PEJY 7-20
Fantatsika fa maro ny modely nomen’i Jesosy ho an’ny Kristianina. Hiresaka betsaka momba ny toe-tsain’i Jesosy sy ny fomba fanaovany zavatra ireo lahatsoratra telo ireo. Azonao tahafina ny modeliny, na eo anivon’ny fianakaviana, na eo anivon’ny fiangonana, na rehefa miatrika olana.
Lahatsoratra Fianarana 4 PEJY 21-25
Ankasitrahanao ve ireo fahamarinana nianaranao tao amin’ny Tenin’Andriamanitra? Hanampy antsika hisaintsaina an’ireo soa lehibe azontsika avy amin’ny fampianaran’Andriamanitra io lahatsoratra io. Ho hitantsika ao koa ny fitahiana raisintsika, rehefa manao sorona noho ny vaovao tsara isika.
Lahatsoratra Fianarana 5 PEJY 25-29
Inona no nataon’i Jehovah mba hanafahana antsika amin’ny ota sy ny fahafatesana? Inona no tsy maintsy nafoiny sy niaretany? Handrisika antsika hankasitraka an’i Jehovah amin’ny fo manontolo ny fahalalana ny valin’ireo fanontaniana ireo. Afaka manantena fanafahana mantsy isika noho izay nataon’i Jehovah sy ny Zanany.
HO HITANAO ATO KOA:
Izaho Mihitsy ve no Nifidy ny Fivavahako?
PEJY 3
PEJY 30