Loha Hevitra ato Anatiny
15 Aogositra 2010
Gazety Fianarana
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
27 Septambra–3 Oktobra 2010
Nahariharin’i Jesosy ny Fahamarinan’Andriamanitra
PEJY 8
4-10 Oktobra 2010
Mamonjy Antsika ny Vidim-panavotana
PEJY 12
11-17 Oktobra 2010
Manehoa “Hatsaram-panahy Feno Fitiavana” Rehefa Miteny
PEJY 21
18-24 Oktobra 2010
Iza no Afaka Mamonjy An’ireo Miantso Vonjy?
PEJY 28
Zava-kendren’ny Lahatsoratra Fianarana
LAHATSORATRA FIANARANA 1, 2 PEJY 8-16
Ahoana no nanoheran’i Satana an’Andriamanitra? Ahoana no nampihariharian’i Jesosy sy nanohanany ny zon’i Jehovah hitondra? Mora ve ny nanome ny sorom-panavotana, ary nahoana izy io no mahavonjy antsika? Hovaliana ao amin’ireo lahatsoratra ireo izany.
LAHATSORATRA FIANARANA 3 PEJY 21-25
Ho hitanao ao ny atao hoe hatsaram-panahy feno fitiavana, sy ny vokatr’izy io eo amin’ny tenintsika, ary ny fomba hanehoantsika an’io toetra io, eo amin’ny tenintsika isan’andro.
LAHATSORATRA FIANARANA 4 PEJY 28-32
Voalazan’ny Salamo faha-72 ny santionan’izay hataon’i Jesosy Kristy, Zanak’Andriamanitra, amin’ny Fanjakana Arivo Taona. Resahin’io lahatsoratra io ny fomba hampiasan’i Jehovah Andriamanitra an’ilay Solomona Lehibe mba hamonjena an’ireo miantso vonjy. Hampahery anao ny mianatra sy misaintsaina izany.
HO HITANAO ATO KOA:
Aza Manaraka Fotsiny ny Hevitry ny Besinimaro 3