Loha Hevitra ato Anatiny
15 Febroary 2013
© 2013 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania. Tsy azo adika na alain-tahaka.
LAHATSORATRA HIANARANA NY HERINANDRON’NY:
1-7 APRILY 2013
Inona avy ny Lovantsika Ara-panahy?
8-14 APRILY 2013
Mankasitraka ny Lovantsika Ara-panahy ve Ianao?
15-21 APRILY 2013
Mijanòna eo Amin’ilay Lohasaha Nataon’i Jehovah Hiarovana Antsika
PEJY 17 • HIRA: 133, 16
22-28 APRILY 2013
Aza Avela Hisy Hisakana Anao Tsy Hahazo Voninahitra Amin’i Jehovah
LAHATSORATRA FIANARANA
▪ Inona avy ny Lovantsika Ara-panahy?
▪ Mankasitraka ny Lovantsika Ara-panahy ve Ianao?
Hodinihina ao amin’ireo lahatsoratra ireo ny lafiny lehibe amin’ny lovantsika ara-panahy. Ho hitantsika ao fa niaro ny Teniny i Jehovah, nitahy an’ireo mampiasa ny anarany, ary niaro ny fahamarinana mba tsy hahatonga antsika hino zavatra diso.
▪ Mijanòna eo Amin’ilay Lohasaha Nataon’i Jehovah Hiarovana Antsika
Hazavaina ao hoe inona ilay lohasaha ao amin’ny Zakaria 14:4, ary nahoana isika no tokony hijanona ao amin’izy io. Hodinihina ao koa hoe inona ilay rano velona resahin’ny Zakaria 14:8, ary inona no soa raisintsika rehefa misotro azy io.
▪ Aza Avela Hisy Hisakana Anao Tsy Hahazo Voninahitra Amin’i Jehovah
Hovelabelarina ao hoe: Inona no tokony hataontsika mba hahazoana ny voninahitra omen’i Jehovah ny olombelona? Inona no mety hisakana antsika tsy hahazo an’io voninahitra io? Ary nahoana no manampy ny hafa isika rehefa miezaka foana mba hahazo an’io voninahitra io?
HO HITANAO ATO KOA
13 Nandre ny Vaovao Tsara ny Mpiambina ny Mpanjaka
22 Mitandrema fa Mamitaka ny Fo
FONONY: Anabavy mitory amin’ny vehivavy himba, any amin’ny faritra avaratrandrefan’i Namibia. Mpiandry omby mifindrafindra toerana ny foko himba. Hosoran’ny vehivavy himba zavatra misy vovo-bato mena ny volony sy ny hodiny
NAMIBIA
MPONINA
2 373 000
MPITORY
2 040
MPIANATRA BAIBOLY
4 192