Tatitra Maneran-tany 2013
Sampan’ny Vavolombelon’i Jehovah: 91
Tany Nanao Tatitra: 239
Tontalin’ny Fiangonana: 113 823
Mpanatrika ny Fahatsiarovana Eran-tany: 19 241 252
Isan’ny Nandray Mofo sy Divay Tamin’ny Fahatsiarovana: 13 204
Tampon’isan’ny Mpitory Ilay Fanjakana: 7 965 954
Salanisan’ny Mpitory Isam-bolana: 7 698 377
Fitomboana Isan-jato Oharina Amin’ny Tamin’ny 2012: 2,1
Tontalin’ny Natao Batisa: 277 344
Salanisan’ny Mpisava Lalana Mpanampy Isam-bolana: 496 089
Salanisan’ny Mpisava Lalana Maharitra sy Manokana: 1 025 677
Tontalin’ny Ora Lany Teny Amin’ny Saha: 1 841 180 235
Salanisan’ny Fampianarana Baiboly Isam-bolana: 9 254 963
Nandritra ny taom-panompoana 2013, dia efa ho 200 tapitrisa dolara no lanin’ny Vavolombelon’i Jehovah nikarakarana an’ireo mpisava lalana manokana sy misionera ary mpiandraikitra mpitety faritany, teo amin’ny fanompoana nanendrena azy ireo avy.
Misy 22 719 no manompo any amin’ireo biraon’ny sampana. Anisan’ny Vondron’ny Mpanompo Manontolo Andro Manokan’ny Vavolombelon’i Jehovah izy rehetra.