HOMTA (Homtà) [Toerana Misy Androngom-pasika]. Tanàna tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Joda. (Js 15:20, 48, 54) Tsy fantatra intsony ny toerana nisy azy.