Levitikosy 27:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Tsy tokony hisy hanamasina anefa ny voalohan-teraka amin’ny biby, satria voalohan-teraka ho an’i Jehovah izany.+ Efa an’i Jehovah izany, na omby na ondry na osy.+
26 “‘Tsy tokony hisy hanamasina anefa ny voalohan-teraka amin’ny biby, satria voalohan-teraka ho an’i Jehovah izany.+ Efa an’i Jehovah izany, na omby na ondry na osy.+