Levitikosy 27:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “‘Ny biby voalohan-teraka ihany, izay voalohan-teraka ho an’i Jehovah,+ no tsy tokony hisy olona hanamasina. An’i Jehovah izany, na omby na ondry na osy.+
26 “‘Ny biby voalohan-teraka ihany, izay voalohan-teraka ho an’i Jehovah,+ no tsy tokony hisy olona hanamasina. An’i Jehovah izany, na omby na ondry na osy.+