Nomery 5:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ary halain’ny mpisorona eny an-tanan’ilay vehivavy ilay fanatitra varimbazaha atolotra noho ny fahasarotam-piaro,+ ka hahetsiketsiny eo anatrehan’i Jehovah, dia hoentiny eo akaikin’ny alitara.
25 Ary halain’ny mpisorona eny an-tanan’ilay vehivavy ilay fanatitra varimbazaha atolotra noho ny fahasarotam-piaro,+ ka hahetsiketsiny eo anatrehan’i Jehovah, dia hoentiny eo akaikin’ny alitara.