Nomery 36:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy izy ireo: “Nomen’i Jehovah didy ny tompoko mba hizara ny tany ho lovan’ny Israelita amin’ny alalan’ny antsapaka.+ Nodidian’i Jehovah koa ny tompoko mba hanome ny lovan’i Zelofada rahalahinay ho an’ny zanany vavy.+
2 Dia hoy izy ireo: “Nomen’i Jehovah didy ny tompoko mba hizara ny tany ho lovan’ny Israelita amin’ny alalan’ny antsapaka.+ Nodidian’i Jehovah koa ny tompoko mba hanome ny lovan’i Zelofada rahalahinay ho an’ny zanany vavy.+