Josoa 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Azon’i Josoa daholo ilay tany manontolo, dia ny faritra be tendrombohitra, Negeba manontolo,+ Gosena manontolo, Sefela,+ Araba,+ ary ny faritra be tendrombohitry ny Israely sy izay teo am-pototry ny havoanany,* Josoa Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 11:16 Fandalinana, Boky 2,
16 Azon’i Josoa daholo ilay tany manontolo, dia ny faritra be tendrombohitra, Negeba manontolo,+ Gosena manontolo, Sefela,+ Araba,+ ary ny faritra be tendrombohitry ny Israely sy izay teo am-pototry ny havoanany,*