3 Ireto avy ireo firenena ireo: Ny mpitondra dimy teo amin’ny Filistinina,+ ny Kananita rehetra, ny Sidonianina,+ ary ny Hivita+ nipetraka tany amin’ny Tendrombohitra Libàna,+ nanomboka tany amin’ny Tendrombohitra Bala-hermona ka hatrany Lebo-hamata.+