1 Mpanjaka 8:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 “Hoderaina anie i Jehovah, izay nanome fiadanana* ho an’ny Israely vahoakany, araka ny nampanantenainy!+ Tsy nisy teny tsy tanteraka na iray aza ny zavatra rehetra nolazainy tamin’izy nampanantena zava-tsoa tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony.+
56 “Hoderaina anie i Jehovah, izay nanome fiadanana* ho an’ny Israely vahoakany, araka ny nampanantenainy!+ Tsy nisy teny tsy tanteraka na iray aza ny zavatra rehetra nolazainy tamin’izy nampanantena zava-tsoa tamin’ny alalan’i Mosesy mpanompony.+