1 Mpanjaka 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Hoy i Jehovah: “Efa henoko ny vavaka nataonao sy ny fitalahoanao famindram-po teo anatrehako. Efa nohamasiniko ity trano naorinao ity ka apetrako ao foana ny anarako.+ Hifantoka ao foana koa ny masoko ary ho ao foana ny foko.+ 1 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:3 Fandalinana, Boky 2,
3 Hoy i Jehovah: “Efa henoko ny vavaka nataonao sy ny fitalahoanao famindram-po teo anatrehako. Efa nohamasiniko ity trano naorinao ity ka apetrako ao foana ny anarako.+ Hifantoka ao foana koa ny masoko ary ho ao foana ny foko.+