2 Mpanjaka 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy anefa izy ireo: “Tsy marina izany! Mba teneno anay izay nolazainy!” Dia hoy izy: “Izao sy izao no noresahiny tamiko. Dia nilaza koa izy hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Hosorako ho mpanjakan’ny Israely ianao.”’”+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:12 Fandalinana, Boky 2,
12 Hoy anefa izy ireo: “Tsy marina izany! Mba teneno anay izay nolazainy!” Dia hoy izy: “Izao sy izao no noresahiny tamiko. Dia nilaza koa izy hoe: ‘Izao no lazain’i Jehovah: “Hosorako ho mpanjakan’ny Israely ianao.”’”+