2 Mpanjaka 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy anefa ireo: “Tsy marina izany! Mba lazao anay izay marina!” Dia hoy izy: “Izao sy izao no noresahiny tamiko: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hosorako ho mpanjakan’ny Israely ianao.”’”+ 2 Mpanjaka Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:12 Fandalinana, Boky 2,
12 Hoy anefa ireo: “Tsy marina izany! Mba lazao anay izay marina!” Dia hoy izy: “Izao sy izao no noresahiny tamiko: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hosorako ho mpanjakan’ny Israely ianao.”’”+