Isaia 15:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Niakatra nankany amin’ny Trano* sy nankany Dibona+ izy,Dia tany amin’ny toerana avo, mba hitomany. Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+ Nosolaina daholo ny olona ao,+ ary nesorina daholo ny volombavany.+ Isaia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2023 15:2 ip-1 193 Isaia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 15:2 Fandalinana, Boky 1, Faminanian’i Isaia I, p. 193
2 Niakatra nankany amin’ny Trano* sy nankany Dibona+ izy,Dia tany amin’ny toerana avo, mba hitomany. Midradradradra i Moaba noho ny amin’i Nebo+ sy Medeba.+ Nosolaina daholo ny olona ao,+ ary nesorina daholo ny volombavany.+